19 Raha anisan’izao tontolo izao ianareo, dia ho tia ny azy izao tontolo izao.+ Fa satria tsy anisan’izao tontolo izao ianareo,+ fa izaho efa nifidy anareo avy tamin’izao tontolo izao, dia halan’izao tontolo izao ianareo.+
2 Ary aza manaiky intsony hovolavolain’ity+ tontolo ity, fa miovà ka havaozy ny sainareo,+ mba handinihanareo tsara ka hamantaranareo+ ny sitrapon’Andriamanitra,+ izay tsara sady ankasitrahana no tonga lafatra.