Efesianina 1:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Hisaorana anie ilay Andriamanitra sady Rain’i Jesosy Kristy Tompontsika,+ satria nitahy antsika izy+ ka nanome antsika ny fitahiana ara-panahy rehetra any amin’ny faritry ny lanitra,+ noho isika tafaray amin’i Kristy!
3 Hisaorana anie ilay Andriamanitra sady Rain’i Jesosy Kristy Tompontsika,+ satria nitahy antsika izy+ ka nanome antsika ny fitahiana ara-panahy rehetra any amin’ny faritry ny lanitra,+ noho isika tafaray amin’i Kristy!