Lioka 10:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Dia nitodika tany amin’ny mpianatra izy, ka nilaza taminy nitokana hoe: “Sambatra ny maso mahita izay hitanareo.+
23 Dia nitodika tany amin’ny mpianatra izy, ka nilaza taminy nitokana hoe: “Sambatra ny maso mahita izay hitanareo.+