FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 5:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 “‘Ary aza mitsiriritra vadin’olona.+ Aza manaiky hasesiky ny fitiavan-tena ka haniry mafy hahazo tranon’olona, na tanin’olona, na ny mpanompolahiny, na ny mpanompovaviny, na ny ombiny, na ny ampondrany, na inona na inona fananany.’+

  • 1 Korintianina 6:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Tsy izany anefa fa ianareo no manao ny tsy rariny sady manambaka, nefa ny rahalahinareo ihany no anaovanareo izany.+

  • 1 Korintianina 7:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Noho ny fielezan’ny fijangajangana anefa,+ dia aoka ny lehilahy samy hanana ny vadiny avy,+ ary ny vehivavy samy hanana ny vadiny avy.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara