Romanina 1:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Misaotra+ an’Andriamanitro amin’ny alalan’i Jesosy Kristy aho aloha noho ny aminareo rehetra, satria re laza+ eran’izao tontolo izao ny finoanareo. Romanina 10:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Manontany anefa aho hoe: Sao tsy nahare izy ireo? Raha ny marina, dia “efa nivoaka eran-tany ny feony,+ ary efa tonga hatrany amin’ny faran’ny tany onenana ny teny lazainy.”+
8 Misaotra+ an’Andriamanitro amin’ny alalan’i Jesosy Kristy aho aloha noho ny aminareo rehetra, satria re laza+ eran’izao tontolo izao ny finoanareo.
18 Manontany anefa aho hoe: Sao tsy nahare izy ireo? Raha ny marina, dia “efa nivoaka eran-tany ny feony,+ ary efa tonga hatrany amin’ny faran’ny tany onenana ny teny lazainy.”+