Asan’ny Apostoly 16:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Dia niara-nitsangana hanohitra azy roa lahy ny vahoaka. Ary nendahan’ireo tompon’andraiki-panjakana ny akanjo ivelany nanaovan’izy roa lahy, ka nasainy nokapohina tamin’ny hazo izy ireo.+
22 Dia niara-nitsangana hanohitra azy roa lahy ny vahoaka. Ary nendahan’ireo tompon’andraiki-panjakana ny akanjo ivelany nanaovan’izy roa lahy, ka nasainy nokapohina tamin’ny hazo izy ireo.+