Asan’ny Apostoly 20:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Ary avy aminareo ihany no hipoiran’ny olona manolana hevi-teny+ mba hitaomana ny mpianatra hanaraka azy.+ 2 Timoty 2:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ialao kosa ny resaka tsy misy fotony izay manazimbazimba zava-masina,+ satria vao mainka tsy hatahotra an’Andriamanitra ireny,+ 2 Petera 2:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Mitsiriritra koa izy ireny ka hanararaotra anareo amin’ny teny mamitaka.+ Tsy mitaredretra anefa ny fanamelohana azy ireny izay efa nambara hatry ny ela,+ ary tsy rendremana ny fandringanana azy.+
30 Ary avy aminareo ihany no hipoiran’ny olona manolana hevi-teny+ mba hitaomana ny mpianatra hanaraka azy.+
16 Ialao kosa ny resaka tsy misy fotony izay manazimbazimba zava-masina,+ satria vao mainka tsy hatahotra an’Andriamanitra ireny,+
3 Mitsiriritra koa izy ireny ka hanararaotra anareo amin’ny teny mamitaka.+ Tsy mitaredretra anefa ny fanamelohana azy ireny izay efa nambara hatry ny ela,+ ary tsy rendremana ny fandringanana azy.+