15 Ataovy izay rehetra azonao atao mba hisehoanao eo anatrehan’Andriamanitra ho olona ankasitrahana,+ dia mpiasa+ tsy mitsanga-menatra na amin’inona na amin’inona,+ ary manazava ny tenin’ny fahamarinana amin’ny fomba marina tsara.+
14 Fa ianao kosa, mahareta amin’ny zavatra nianaranao sy nandresen-dahatra anao ka inoanao.+ Fantatrao mantsy hoe iza avy no nampianatra anao an’ireny.+