Mpitoriteny 5:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Izay rehetra nomen’Andriamanitra harena sy fananana+ dia nomeny fahafahana hihinana amin’izany+ koa, ka handray ny valisoany sy hifaly amin’ny asa mafy ataony.+ Fanomezana avy amin’Andriamanitra izany.+ Matio 6:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 “Katsaho foana àry aloha ny fanjakany sy ny fahamarinany,+ dia homena anareo koa izany rehetra izany.+ Jakoba 1:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Avy any ambony+ ny fanomezana+ tsara rehetra sy ny fanomezana tonga lafatra rehetra, satria midina avy any amin’ny Rain’ny fahazavana* eny amin’ny lanitra+ izany. Tsy miovaova toy ny fihodinan’ny aloka izy.+
19 Izay rehetra nomen’Andriamanitra harena sy fananana+ dia nomeny fahafahana hihinana amin’izany+ koa, ka handray ny valisoany sy hifaly amin’ny asa mafy ataony.+ Fanomezana avy amin’Andriamanitra izany.+
33 “Katsaho foana àry aloha ny fanjakany sy ny fahamarinany,+ dia homena anareo koa izany rehetra izany.+
17 Avy any ambony+ ny fanomezana+ tsara rehetra sy ny fanomezana tonga lafatra rehetra, satria midina avy any amin’ny Rain’ny fahazavana* eny amin’ny lanitra+ izany. Tsy miovaova toy ny fihodinan’ny aloka izy.+