Isaia 53:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Rehefa maty izy, dia hatao eo amin’ny ratsy fanahy+ sy ny mpanankarena ny fasany,+ na dia tsy nanao herisetra+ aza izy sady tsy nisy fitaka teo am-bavany.+ 1 Petera 2:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Tsy nanota izy,+ ary tsy nahitana fitaka teo am-bavany.+
9 Rehefa maty izy, dia hatao eo amin’ny ratsy fanahy+ sy ny mpanankarena ny fasany,+ na dia tsy nanao herisetra+ aza izy sady tsy nisy fitaka teo am-bavany.+