Efesianina 1:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 izay nampiasainy tamin’i Kristy tamin’izy nanangana azy tamin’ny maty+ sy nametraka azy teo ankavanany+ any amin’ny faritry ny lanitra,+ Hebreo 4:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ary manana mpisoronabe ambony, izay lasa nankany an-danitra,+ isika. I Jesosy, Zanak’Andriamanitra+ izany mpisoronabe izany. Koa aoka àry isika hanaiky azy foana.+ 1 Petera 3:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Eo ankavanan’Andriamanitra izy,+ satria nankany an-danitra, ary nasaina nanaiky azy ny anjely+ sy ny fahefana ary ny fanjakana.+
20 izay nampiasainy tamin’i Kristy tamin’izy nanangana azy tamin’ny maty+ sy nametraka azy teo ankavanany+ any amin’ny faritry ny lanitra,+
14 Ary manana mpisoronabe ambony, izay lasa nankany an-danitra,+ isika. I Jesosy, Zanak’Andriamanitra+ izany mpisoronabe izany. Koa aoka àry isika hanaiky azy foana.+
22 Eo ankavanan’Andriamanitra izy,+ satria nankany an-danitra, ary nasaina nanaiky azy ny anjely+ sy ny fahefana ary ny fanjakana.+