Zakaria 6:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Eny, hanorina ny tempolin’i Jehovah izy, ary hahazo voninahitra.+ Dia hipetraka eo amin’ny seza fiandrianana izy ka hanjaka. Ho mpisorona mipetraka eo amin’ny seza fiandrianana izy.+ Ary hifanaraka tsara ireo andraikiny roa ireo.+ Hebreo 3:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Noho izany, ry rahalahy masina izay nahazo fiantsoana+ ho any an-danitra toa ahy, eritrereto ilay apostoly+ sady mpisoronabe ekentsika,+ dia i Jesosy. Hebreo 7:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Ary mpisoronabe toy izany no mety amintsika,+ eny, mpisoronabe tsy mivadika,+ tso-po,+ tsy misy loto,+ tafasaraka amin’ny mpanota,+ ary nanjary avo noho ny lanitra.+
13 Eny, hanorina ny tempolin’i Jehovah izy, ary hahazo voninahitra.+ Dia hipetraka eo amin’ny seza fiandrianana izy ka hanjaka. Ho mpisorona mipetraka eo amin’ny seza fiandrianana izy.+ Ary hifanaraka tsara ireo andraikiny roa ireo.+
3 Noho izany, ry rahalahy masina izay nahazo fiantsoana+ ho any an-danitra toa ahy, eritrereto ilay apostoly+ sady mpisoronabe ekentsika,+ dia i Jesosy.
26 Ary mpisoronabe toy izany no mety amintsika,+ eny, mpisoronabe tsy mivadika,+ tso-po,+ tsy misy loto,+ tafasaraka amin’ny mpanota,+ ary nanjary avo noho ny lanitra.+