Ezekiela 11:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Fo iray no homeko azy ireo,+ ary toe-tsaina vaovao no hataoko ao anatiny.+ Hesoriko ao aminy ny fo vato,+ ary fo nofo no homeko azy,+ Romanina 2:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Fa ny ao anaty no maha Jiosy azy,+ ary voafora fo+ izy ka ny fanahy no namorana azy, fa tsy ny fehezan-dalàna an-tsoratra.+ Koa tsy avy amin’ny olona, fa avy amin’Andriamanitra, ny fiderana+ izany olona izany.+
19 Fo iray no homeko azy ireo,+ ary toe-tsaina vaovao no hataoko ao anatiny.+ Hesoriko ao aminy ny fo vato,+ ary fo nofo no homeko azy,+
29 Fa ny ao anaty no maha Jiosy azy,+ ary voafora fo+ izy ka ny fanahy no namorana azy, fa tsy ny fehezan-dalàna an-tsoratra.+ Koa tsy avy amin’ny olona, fa avy amin’Andriamanitra, ny fiderana+ izany olona izany.+