FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 31:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 “Fa izao no fifanekena+ hataoko amin’ny taranak’Israely, rehefa afaka izany andro izany”,+ hoy i Jehovah: “Hataoko ao anatin’izy ireo ny lalàko,+ sady hosoratako ao am-pony.+ Dia ho Andriamaniny aho, ary izy ireo ho oloko.”+

  • Zakaria 8:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Hampodiko izy ireo, ka honina ao Jerosalema.+ Ho oloko izy ireo,+ ary izaho ho Andriamaniny amin’ny fahamarinana sy ny fahitsiana.’”+

  • Hebreo 10:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 “‘Izao no fifanekena hataoko amin’izy ireo, rehefa afaka izany andro izany’, hoy i Jehovah: ‘Hataoko ao am-pony ny lalàko sady hosoratako ao an-tsainy’”,+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara