Galatianina 3:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Koa mifanohitra amin’ny fampanantenan’Andriamanitra àry ve ny Lalàna?+ Sanatria izany! Fa raha nisy lalàna nahavita nanome fiainana,+ dia ho ny lalàna no nahatonga ny olona ho marina.+
21 Koa mifanohitra amin’ny fampanantenan’Andriamanitra àry ve ny Lalàna?+ Sanatria izany! Fa raha nisy lalàna nahavita nanome fiainana,+ dia ho ny lalàna no nahatonga ny olona ho marina.+