Salamo 119:105 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 105 Jiro ho an’ny tongotro ny teninao,+Sady fahazavana ho an’ny lalako.+ Ohabolana 4:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Ataovy mitovy tantana izay hodiavin’ny tongotrao,+ ary aoka ho azo antoka tsara ny lalanao rehetra.+
26 Ataovy mitovy tantana izay hodiavin’ny tongotrao,+ ary aoka ho azo antoka tsara ny lalanao rehetra.+