FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Romanina 5:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Tamin’ny alalany koa no nahafahantsika nanatona an’Andriamanitra+ mba hahazoantsika izao hatsaram-panahy tsy manam-paharoa misy antsika izao, noho ny finoana. Aoka àry isika hifaly noho ny fanantenana+ ny voninahitr’Andriamanitra.

  • 1 Timoty 3:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Fa izay manompo amin’ny fomba tsara, dia mahazo laza tsara ho an’ny tenany,+ sady afaka miteny amim-pieritreretana madio+ momba ny finoany an’i Kristy Jesosy.

  • Hebreo 6:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Ary irinay ianareo tsirairay mba haneho fahazotoana toy izany koa, mba ho tena azonareo antoka tanteraka+ hatramin’ny farany+ ilay fanantenana.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara