Matio 7:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Koa raha ianareo, na dia ratsy fanahy aza,+ mahalala hanome zava-tsoa ho an’ny zanakareo, mainka fa ny Rainareo izay any an-danitra! Hanome zava-tsoa+ ho an’izay mangataka aminy izy.
11 Koa raha ianareo, na dia ratsy fanahy aza,+ mahalala hanome zava-tsoa ho an’ny zanakareo, mainka fa ny Rainareo izay any an-danitra! Hanome zava-tsoa+ ho an’izay mangataka aminy izy.