1 Korintianina 15:44 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 44 Vatana ara-nofo+ izy rehefa afafy, fa vatana ara-panahy rehefa atsangana.+ Raha misy vatana ara-nofo, dia misy koa ara-panahy. 1 Petera 1:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Nateraka indray+ mantsy ianareo, tsy tamin’ny voa+ mety lo,+ fa tamin’ny tsy mety lo,+ dia tamin’ny alalan’ny tenin’ilay+ Andriamanitra velona sady maharitra.+
44 Vatana ara-nofo+ izy rehefa afafy, fa vatana ara-panahy rehefa atsangana.+ Raha misy vatana ara-nofo, dia misy koa ara-panahy.
23 Nateraka indray+ mantsy ianareo, tsy tamin’ny voa+ mety lo,+ fa tamin’ny tsy mety lo,+ dia tamin’ny alalan’ny tenin’ilay+ Andriamanitra velona sady maharitra.+