Matio 13:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Rehefa misy mandre ny teny momba ilay fanjakana nefa tsy mahazo ny heviny, dia tonga ilay ratsy+ ka manala izay nafafy tao am-pony. Izany ilay nafafy teny amoron-dalana. Lioka 4:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary hoy ny Devoly: “Homeko anao izao fahefana+ rehetra izao sy ny voninahiny, fa efa natolotra ahy izany ka izay tiako homena azy no omeko azy.+ Jaona 12:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Tsaraina ankehitriny izao tontolo izao. Ary horoahina+ ankehitriny ilay mpitondra an’izao tontolo izao.+ Hebreo 2:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Koa satria manana nofo aman-dra ny “zaza”, dia tonga nofo aman-dra toy izany koa izy,+ mba ho ny fahafatesany+ no hanafoanany+ an’ilay manan-kery hahatonga fahafatesana,+ dia ny Devoly,+
19 Rehefa misy mandre ny teny momba ilay fanjakana nefa tsy mahazo ny heviny, dia tonga ilay ratsy+ ka manala izay nafafy tao am-pony. Izany ilay nafafy teny amoron-dalana.
6 Ary hoy ny Devoly: “Homeko anao izao fahefana+ rehetra izao sy ny voninahiny, fa efa natolotra ahy izany ka izay tiako homena azy no omeko azy.+
31 Tsaraina ankehitriny izao tontolo izao. Ary horoahina+ ankehitriny ilay mpitondra an’izao tontolo izao.+
14 Koa satria manana nofo aman-dra ny “zaza”, dia tonga nofo aman-dra toy izany koa izy,+ mba ho ny fahafatesany+ no hanafoanany+ an’ilay manan-kery hahatonga fahafatesana,+ dia ny Devoly,+