Matio 5:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Izaho kosa anefa milaza aminareo fa izay rehetra tsy mitsahatra mijery vehivavy+ ka maniry hanao firaisana aminy, dia efa nanitsakitsa-bady+ tao am-pony+ sahady. Romanina 13:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Tafio kosa ny toetran’i Jesosy Kristy Tompo,+ ary aza manao tetika hanomezana fahafaham-po ny fanirian’ny nofo.+ 1 Petera 1:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Zanaka mankatò ianareo, ka aza manaiky intsony hotarihin’ny+ fanirianareo taloha tamin’ny tsy fahalalanareo.
28 Izaho kosa anefa milaza aminareo fa izay rehetra tsy mitsahatra mijery vehivavy+ ka maniry hanao firaisana aminy, dia efa nanitsakitsa-bady+ tao am-pony+ sahady.
14 Tafio kosa ny toetran’i Jesosy Kristy Tompo,+ ary aza manao tetika hanomezana fahafaham-po ny fanirian’ny nofo.+
14 Zanaka mankatò ianareo, ka aza manaiky intsony hotarihin’ny+ fanirianareo taloha tamin’ny tsy fahalalanareo.