1 Korintianina 7:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Fa ny lehilahy manambady kosa manahy+ ny amin’izay an’izao tontolo izao, ny amin’ny fomba hahazoany sitraka amin’ny vadiny,+ Efesianina 2:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Tao amin’izany mantsy no nandehananareo taloha, araka an’ity tontolo ity*+ sy araka an’ilay mpitondra+ ny fahefan’ny rivotra, dia ny toe-tsaina+ izay miasa ankehitriny ao amin’ny zanaky ny tsy fankatoavana.+
33 Fa ny lehilahy manambady kosa manahy+ ny amin’izay an’izao tontolo izao, ny amin’ny fomba hahazoany sitraka amin’ny vadiny,+
2 Tao amin’izany mantsy no nandehananareo taloha, araka an’ity tontolo ity*+ sy araka an’ilay mpitondra+ ny fahefan’ny rivotra, dia ny toe-tsaina+ izay miasa ankehitriny ao amin’ny zanaky ny tsy fankatoavana.+