Salamo 45:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Anisan’ny vehivavy malalanao ny zanakavavin’ireo+ mpanjaka.Mijoro eo ankavananao ny vadin’ny mpanjaka,+ sady miravaka volamena avy any Ofira.+ Apokalypsy 19:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Aoka isika hifaly sy hiravoravo, ary aoka isika hanome voninahitra+ azy, fa tonga+ ny fampakaram-badin’ny+ Zanak’ondry sady efa niomana ny vadiny.+
9 Anisan’ny vehivavy malalanao ny zanakavavin’ireo+ mpanjaka.Mijoro eo ankavananao ny vadin’ny mpanjaka,+ sady miravaka volamena avy any Ofira.+
7 Aoka isika hifaly sy hiravoravo, ary aoka isika hanome voninahitra+ azy, fa tonga+ ny fampakaram-badin’ny+ Zanak’ondry sady efa niomana ny vadiny.+