FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jaona 1:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Efa ho tonga eo amin’izao tontolo izao ilay tena fahazavana+ izay manazava+ ny karazan’olona rehetra.+

  • Asan’ny Apostoly 26:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 dia nahita hazavana teny an-dalana, tamin’ny mitataovovonana, ry mpanjaka ô, dia hazavana namirapiratra mihoatra noho ny masoandro. Nanjelanjelatra avy tany an-danitra ilay izy, ka nanodidina ahy sy izay niara-dia tamiko.+

  • Hebreo 1:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Izy io no taratry ny voninahiny,+ ary mitovy tanteraka amin’ny an’Andriamanitra ny maha izy azy.+ Ny tenin’ny heriny no anohanany ny zava-drehetra,+ ary rehefa avy nanao fanadiovana hahafaka ny fahotantsika+ izy, dia nipetraka eo ankavanan’ny+ Lehibe, any amin’ny avo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara