17 satria ny Zanak’ondry,+ izay eo akaikin’ny seza fiandrianana, dia hiandry+ azy ireo toy ny ataon’ny mpiandry ondry, ka hitarika azy ho any amin’ny loharanon’ny ranon’aina.+ Ary hofafan’Andriamanitra ny ranomaso rehetra amin’ny masony.”+
6 Ary hoy izy tamiko: “Efa tanteraka izany! Izaho no Alfa sy Omega, ny fiandohana sy ny fiafarana.+ Izay mangetaheta dia homeko rano maimaim-poana avy amin’ny loharanon’ny ranon’aina.+