36 Koa miambena hatrany,+ ary mitalahoa mandrakariva+ mba ho afa-mandositra izany zava-drehetra tsy maintsy ho tonga izany ianareo, ka ho afaka hitsangana eo anatrehan’ny Zanak’olona.”+
16 Eny, sady mamirapiratra ianareo no mitana mafy ny tenin’ny fiainana,+ mba hananako antom-pifaliana amin’ny andron’i Kristy,+ satria tsy ho very maina fotsiny ny hazakazaka na ny asa mafy nataoko.+