Matio 10:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 “Izay manaiky ahy eo anatrehan’ny olona, dia hekeko+ koa eo anatrehan’ny Raiko any an-danitra. Marka 8:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Fa na iza na iza menatra noho ny amiko sy ny teniko, eto amin’ity taranaka mpanitsakitsa-bady sy mpanota ity, dia ho menatra+ noho ny aminy koa ny Zanak’olona rehefa tonga amin’ny voninahitry ny Rainy izy, miaraka amin’ny anjely masina.”+
38 Fa na iza na iza menatra noho ny amiko sy ny teniko, eto amin’ity taranaka mpanitsakitsa-bady sy mpanota ity, dia ho menatra+ noho ny aminy koa ny Zanak’olona rehefa tonga amin’ny voninahitry ny Rainy izy, miaraka amin’ny anjely masina.”+