Jaona 16:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Nilaza izany taminareo aho mba hanananareo fiadanana amin’ny alalako.+ Eo amin’izao tontolo izao no ahitanareo fahoriana, nefa mahereza! Izaho efa naharesy an’izao tontolo izao.”+
33 Nilaza izany taminareo aho mba hanananareo fiadanana amin’ny alalako.+ Eo amin’izao tontolo izao no ahitanareo fahoriana, nefa mahereza! Izaho efa naharesy an’izao tontolo izao.”+