Matio 26:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Fa ity no*+ rako, dia ‘ny ran’ny+ fifanekena’+ izay halatsaka ho an’ny maro+ ho famelan-keloka.+ Hebreo 9:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 no nidirany. Ary tsy ran’osilahy sy ran’ny vantotr’ombilahy no nentiny niditra, fa ny ran’ny tenany mihitsy,+ ka niditra indray mandeha monja tao amin’ny toerana masina izy, ary nahazo fanafahana mandrakizay ho antsika.+ 1 Petera 1:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 fa tamin’ny ra+ sarobidy kosa, tahaka ny ran’ny zanak’ondry tsy misy tsiny sy tsy misy pentina,+ dia ny ran’i Kristy mihitsy.+
12 no nidirany. Ary tsy ran’osilahy sy ran’ny vantotr’ombilahy no nentiny niditra, fa ny ran’ny tenany mihitsy,+ ka niditra indray mandeha monja tao amin’ny toerana masina izy, ary nahazo fanafahana mandrakizay ho antsika.+
19 fa tamin’ny ra+ sarobidy kosa, tahaka ny ran’ny zanak’ondry tsy misy tsiny sy tsy misy pentina,+ dia ny ran’i Kristy mihitsy.+