FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 15:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Ary raha manontany anao izy ireo hoe: ‘Handeha ho aiza anefa izahay?’, dia izao avaly azy: ‘Izao no nolazain’i Jehovah: “Ho any amin’ny loza mahafaty daholo izay natao ho an’ny loza mahafaty! Ho any amin’ny sabatra kosa izay natao ho an’ny sabatra! Ho any amin’ny mosary, ireo natao ho an’ny mosary!+ Ary ho any amin’ny fahababoana, ireo natao ho amin’ny fahababoana!”’+

  • Ezekiela 5:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Handefa mosary sy bibidia masiaka hamely anareo aho,+ ka hataony fongana ny zanakareo. Hisy areti-mandringana+ sy ra mandriaka+ ao aminao, ary hataoko mamely anao ny sabatra.+ Izaho Jehovah no miteny izany.’”

  • Lioka 21:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Hisy horohoron-tany lehibe, ary hisy areti-mandringana sy mosary any amin’ny toerana samy hafa.+ Hisy zavatra mampahatahotra ho hitan’ny olona, ary hisy famantarana lehibe avy any an-danitra.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara