Eksodosy 20:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Fa enina andro no nanaovan’i Jehovah ny lanitra sy ny tany sy ny ranomasina ary ny zava-drehetra ao amin’ireo,+ ary nanomboka nitsahatra izy tamin’ny andro fahafito.+ Izany no antony nitahian’i Jehovah ny andro sabata sy nanamasinany azy.+ Salamo 124:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ny anaran’i Jehovah no ahazoantsika fanampiana.+Fa izy no Mpanao ny lanitra sy ny tany.”+ Salamo 146:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ilay Mpanao ny lanitra sy ny tany+Sy ny ranomasina ary ny zava-drehetra ao amin’ireo,+Dia Ilay mitana ny fahamarinana mandritra ny fotoana tsy voafetra,+
11 Fa enina andro no nanaovan’i Jehovah ny lanitra sy ny tany sy ny ranomasina ary ny zava-drehetra ao amin’ireo,+ ary nanomboka nitsahatra izy tamin’ny andro fahafito.+ Izany no antony nitahian’i Jehovah ny andro sabata sy nanamasinany azy.+
6 Ilay Mpanao ny lanitra sy ny tany+Sy ny ranomasina ary ny zava-drehetra ao amin’ireo,+Dia Ilay mitana ny fahamarinana mandritra ny fotoana tsy voafetra,+