Ezekiela 22:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Ry zanak’olona, tsy tokony hitsara ve ianao?+ Tsy tokony hitsara an’ilay tanàna mpandatsa-dra+ ve ianao? Ary tsy tokony hampahafantarinao azy tokoa ve ny zava-maharikoriko rehetra nataony?+ Apokalypsy 18:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Fa efa niavosa hatrany amin’ny lanitra ny fahotany,+ ary Andriamanitra efa nahatsiaro ny tsy rariny nataony.+
2 “Ry zanak’olona, tsy tokony hitsara ve ianao?+ Tsy tokony hitsara an’ilay tanàna mpandatsa-dra+ ve ianao? Ary tsy tokony hampahafantarinao azy tokoa ve ny zava-maharikoriko rehetra nataony?+
5 Fa efa niavosa hatrany amin’ny lanitra ny fahotany,+ ary Andriamanitra efa nahatsiaro ny tsy rariny nataony.+