FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 32:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Raha mba vonona hamela ny helony mantsy ianao...!+ Fa raha tsy izany dia vonoy ao amin’ny boky+ nosoratanao re ny anarako e!”+

  • Salamo 69:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Aoka ny anarany hofafana tsy ho ao amin’ny boky misy ny anaran’ny velona,+

      Ary tsy hosoratana ao miaraka amin’ny anaran’ny olo-marina.+

  • Filipianina 4:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Eny, mangataka anao koa aho, ry ilay tena mpiray zioga+ amiko, mba hanampy foana azy roa vavy, fa niara-niasa mafy tamiko+ teo amin’ny fitoriana ny vaovao tsara izy ireo, mbamin’i Klementa sy ny mpiara-miasa amiko hafa rehetra,+ izay samy voasoratra ao amin’ny bokin’ny fiainana+ ny anarany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara