8 Ary hivavaka aminy ny mponina rehetra amin’ny tany. Nanomboka tamin’ny nanorenana izao tontolo izao+ no efa tsy voasoratra tao amin’ny horonam-bokin’ny+ fiainana ny anaran’izy ireo, dia tao amin’ilay horonam-bokin’ny Zanak’ondry, izay efa novonoina ho faty.+