Isaia 47:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Mipetraha amim-panginana+ ka mankanesa ao amin’ny haizina,+ ry zanakavavin’ny Kaldeanina.+ Fa tsy hantsoin’ny olona intsony hoe Tompovavin’ireo+ Fanjakana+ ianao. Apokalypsy 17:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ireo mpanjakan’ny tany dia nijangajanga+ taminy, ary ny mponin’ny tany kosa natao mamon’ny divain’ny fijangajangany.”+
5 Mipetraha amim-panginana+ ka mankanesa ao amin’ny haizina,+ ry zanakavavin’ny Kaldeanina.+ Fa tsy hantsoin’ny olona intsony hoe Tompovavin’ireo+ Fanjakana+ ianao.
2 Ireo mpanjakan’ny tany dia nijangajanga+ taminy, ary ny mponin’ny tany kosa natao mamon’ny divain’ny fijangajangany.”+