Ohabolana 19:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Tsy sahaza ny tsisy saina ny zavatra mirenty.+ Ary vao mainka tsy mety raha ny mpanompo indray no hibaiko andriana!+ Isaia 47:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 47 Midìna ambany ka mipetraha amin’ny vovoka,+ ry Babylona zanakavavy+ virjiny. Mipetraha amin’ny tany, eo amin’izay tsy misy seza fiandrianana,+ ry zanakavavin’ny Kaldeanina.+ Tsy hataon’ny olona intsony hoe miaingitraingitra sy mihanta ianao.+
10 Tsy sahaza ny tsisy saina ny zavatra mirenty.+ Ary vao mainka tsy mety raha ny mpanompo indray no hibaiko andriana!+
47 Midìna ambany ka mipetraha amin’ny vovoka,+ ry Babylona zanakavavy+ virjiny. Mipetraha amin’ny tany, eo amin’izay tsy misy seza fiandrianana,+ ry zanakavavin’ny Kaldeanina.+ Tsy hataon’ny olona intsony hoe miaingitraingitra sy mihanta ianao.+