Isaia 47:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Hiharan-doza ianao, nefa tsy hahita ody hisakanana izany. Hiharam-pahoriana ianao,+ nefa tsy ho afa-miala amin’izany. Hanjo anao tampoka+ ny faharavana mbola tsy nahazatra anao. Jeremia 51:55 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 55 satria norobain’i Jehovah i Babylona. Hataony tsy handrenesana feo avo intsony ao.+ Hidoboka mafy toy ny rano be kosa ny onjan’izy ireo,+ ary ho re ny tabataban’izy ireo.
11 Hiharan-doza ianao, nefa tsy hahita ody hisakanana izany. Hiharam-pahoriana ianao,+ nefa tsy ho afa-miala amin’izany. Hanjo anao tampoka+ ny faharavana mbola tsy nahazatra anao.
55 satria norobain’i Jehovah i Babylona. Hataony tsy handrenesana feo avo intsony ao.+ Hidoboka mafy toy ny rano be kosa ny onjan’izy ireo,+ ary ho re ny tabataban’izy ireo.