1 Korintianina 4:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Fa amiko, dia toa izahay apostoly no nataon’Andriamanitra farany niakatra an-tsehatra,+ toy ny olona voaheloka hovonoina,+ satria nanjary fampisehoana an-tsehatra+ hojeren’izao tontolo izao sy ny anjely+ ary ny olona+ izahay.
9 Fa amiko, dia toa izahay apostoly no nataon’Andriamanitra farany niakatra an-tsehatra,+ toy ny olona voaheloka hovonoina,+ satria nanjary fampisehoana an-tsehatra+ hojeren’izao tontolo izao sy ny anjely+ ary ny olona+ izahay.