FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 32:43
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 43 Koa mifalia ianareo hafa firenena sy ny vahoakan’Andriamanitra+

      Fa hamaly ny ran’ny mpanompony Izy,+

      Ary hamaly ny nataon’ireo fahavalony+

      Sy handrakotra ny fahotan’ny tanin’ny vahoakany.”

  • Romanina 12:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Aza mamaly faty,+ ry malala, fa omeo toerana ny fahatezeran’Andriamanitra,+ fa voasoratra hoe: “Ahy ny famaliana. Izaho no hamaly, hoy i Jehovah.”+

  • Apokalypsy 6:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Dia niantsoantso mafy izy ireo hoe: “Ry Tompo Fara Tampony,+ izay masina sy marina+ ô, rahoviana ianao vao hitsara+ sy hamaly ny ranay+ amin’izay monina eny ambonin’ny tany?”

  • Apokalypsy 19:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 satria marina sy mahitsy ny fitsarany.+ Fa izy nampihatra ny didim-pitsarany tamin’ilay mpivaro-tena lehibe, izay nanimba ny tany tamin’ny fijangajangany. Namaly ny ran’ny mpanompony nalatsaky ny tanan-dravehivavy koa izy.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara