Deoteronomia 32:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Tonga lafatra izay ataon’ilay Vatolampy,+Fa ara-drariny daholo ny lalany.+Andriamanitra mendri-pitokisana+ izy, ary tsy mba manao ny tsy rariny.+Marina sy mahitsy izy.+ Salamo 19:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Madio ny fahatahorana+ an’i Jehovah, maharitra mandrakizay.Marina+ ny didim-pitsaran’i+ Jehovah, ara-drariny+ avokoa. 1 Petera 1:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Mpitsara tsy miangatra+ ny Ray ary mitsara ny tsirairay araka ny asany avy. Koa raha izy no antsoinareo, dia aoka ianareo hitondra tena amin-tahotra+ mandritra ny andro fivahinianareo.+ Apokalypsy 15:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Dia nihira ny hiran’i Mosesy+ mpanompon’Andriamanitra sy ny hiran’ny Zanak’ondry izy ireo,+ nanao hoe: “Lehibe sady mahagaga ny asanao,+ Jehovah Andriamanitra ô, ilay Mahery Indrindra.+ Mahitsy sy marina ny lalanao,+ ry Mpanjakan’ny mandrakizay.+
4 Tonga lafatra izay ataon’ilay Vatolampy,+Fa ara-drariny daholo ny lalany.+Andriamanitra mendri-pitokisana+ izy, ary tsy mba manao ny tsy rariny.+Marina sy mahitsy izy.+
9 Madio ny fahatahorana+ an’i Jehovah, maharitra mandrakizay.Marina+ ny didim-pitsaran’i+ Jehovah, ara-drariny+ avokoa.
17 Mpitsara tsy miangatra+ ny Ray ary mitsara ny tsirairay araka ny asany avy. Koa raha izy no antsoinareo, dia aoka ianareo hitondra tena amin-tahotra+ mandritra ny andro fivahinianareo.+
3 Dia nihira ny hiran’i Mosesy+ mpanompon’Andriamanitra sy ny hiran’ny Zanak’ondry izy ireo,+ nanao hoe: “Lehibe sady mahagaga ny asanao,+ Jehovah Andriamanitra ô, ilay Mahery Indrindra.+ Mahitsy sy marina ny lalanao,+ ry Mpanjakan’ny mandrakizay.+