Ezekiela 39:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Hihinana ny nofon’ny mahery ianareo,+ ary hisotro ny ran’ireo mpiadidy eny ambonin’ny tany, izay toy ny ondrilahy sy ondrilahy kely+ sy osilahy sy vantotr’ombilahy,+ eny, biby nohatavezina avy any Basana izy rehetra.+
18 Hihinana ny nofon’ny mahery ianareo,+ ary hisotro ny ran’ireo mpiadidy eny ambonin’ny tany, izay toy ny ondrilahy sy ondrilahy kely+ sy osilahy sy vantotr’ombilahy,+ eny, biby nohatavezina avy any Basana izy rehetra.+