Josoa 19:17, 18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Natao ny antsapaka fahefatra+ ka nahazo anjara i Isakara,+ izany hoe ny taranak’i Isakara, araka ny fianakaviany avy. 18 Ary ny sisin-taniny dia tonga hatrany Jezirela,+ Kesolota, Sonema,+ 1 Samoela 29:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Nifoha maraina àry i Davida sy ny olony, mba handeha hiverina any amin’ny tanin’ny Filistinina. Ny Filistinina kosa niakatra nankany Jezirela.+
17 Natao ny antsapaka fahefatra+ ka nahazo anjara i Isakara,+ izany hoe ny taranak’i Isakara, araka ny fianakaviany avy. 18 Ary ny sisin-taniny dia tonga hatrany Jezirela,+ Kesolota, Sonema,+
11 Nifoha maraina àry i Davida sy ny olony, mba handeha hiverina any amin’ny tanin’ny Filistinina. Ny Filistinina kosa niakatra nankany Jezirela.+