Isaia 13:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Izany ny feon’ny vahoaka any an-tendrombohitra,Hoatran’ny feon’ny vahoaka mitabataba! Izany ny tabataban’ireo fanjakana,Dia ireo firenena voangona!+ I Jehovah Tompon’ny tafika no manangona ny tafika hiady.+ Isaia 13:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Dia handripaka tovolahy ny tsipìkany.+Tsy hananany antra ireo naloaky ny kibo,Ary tsy hamindrany fo ny ankizy.
4 Izany ny feon’ny vahoaka any an-tendrombohitra,Hoatran’ny feon’ny vahoaka mitabataba! Izany ny tabataban’ireo fanjakana,Dia ireo firenena voangona!+ I Jehovah Tompon’ny tafika no manangona ny tafika hiady.+
18 Dia handripaka tovolahy ny tsipìkany.+Tsy hananany antra ireo naloaky ny kibo,Ary tsy hamindrany fo ny ankizy.