Jeremia 51:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 “Ataovy maranitra ny zana-tsipìka.+ Raiso ny ampinga boribory.* Nentanin’i Jehovah ireo mpanjakan’ny Medianina,+Satria mikasa handrava an’i Babylona Izy. Fa hamaly ny nataony i Jehovah, dia ny nandravana ny tempoliny. Jeremia 51:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Tendreo* hanafika azy, ireo firenena,Izany hoe ireo mpanjakan’i Media,+ ny governorany, ny solontenam-panjakana rehetra ao aminy,Ary ny tany rehetra anjakan’izy ireo. Daniela 5:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 “PERESA: Nozaraina ny fanjakanao, ka homena ho an’ny Medianina sy ny Persianina.”+ Daniela 5:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Tamin’iny alina iny ihany dia novonoina i Belsazara mpanjakan’ny Kaldeanina.+
11 “Ataovy maranitra ny zana-tsipìka.+ Raiso ny ampinga boribory.* Nentanin’i Jehovah ireo mpanjakan’ny Medianina,+Satria mikasa handrava an’i Babylona Izy. Fa hamaly ny nataony i Jehovah, dia ny nandravana ny tempoliny.
28 Tendreo* hanafika azy, ireo firenena,Izany hoe ireo mpanjakan’i Media,+ ny governorany, ny solontenam-panjakana rehetra ao aminy,Ary ny tany rehetra anjakan’izy ireo.