Salamo 137:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 137 Teo amoron’ny renirano tany Babylona+ izahay no nipetrapetraka. Nitomany izahay rehefa nahatsiaro an’i Ziona.+ Isaia 14:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 dia haneso* ny mpanjakan’i Babylona ianao hoe: Angaha vita hatreo ny amin’ilay mpanery olona hiasa? Angaha tapitra ny fampijaliana?+ Isaia 14:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Lasa milamina ny tany manontolo, ary tsy misy manakorontana intsony. Dia mifaly sy mihoby ny olona.+ Isaia 35:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Hiverina+ any Ziona ireo navotan’i Jehovah sady hihoby.+ Hifaly foana izy ireo ka ho toy ny satroboninahitra eny aminy ny fifaliany.+ Ho falifaly sy ho ravoravo foana izy ireo,Fa tsy halahelo na hisento intsony.+
137 Teo amoron’ny renirano tany Babylona+ izahay no nipetrapetraka. Nitomany izahay rehefa nahatsiaro an’i Ziona.+
4 dia haneso* ny mpanjakan’i Babylona ianao hoe: Angaha vita hatreo ny amin’ilay mpanery olona hiasa? Angaha tapitra ny fampijaliana?+
7 Lasa milamina ny tany manontolo, ary tsy misy manakorontana intsony. Dia mifaly sy mihoby ny olona.+
10 Hiverina+ any Ziona ireo navotan’i Jehovah sady hihoby.+ Hifaly foana izy ireo ka ho toy ny satroboninahitra eny aminy ny fifaliany.+ Ho falifaly sy ho ravoravo foana izy ireo,Fa tsy halahelo na hisento intsony.+