Joba 6:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Mitady an’ireny ny olona niara-dia avy any Tema,+Ary miandry an’ireny ny mpanao dia lavitra avy any Sheba.*+ Jeremia 25:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Koa nalaiko teny an-tanan’i Jehovah ilay kaopy dia nampisotroiko ny firenena rehetra nanirahan’i Jehovah ahy:+ Jeremia 25:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Dedana,+ Tema, Boza, ary izay rehetra nokakasana ny fihirifany;+
19 Mitady an’ireny ny olona niara-dia avy any Tema,+Ary miandry an’ireny ny mpanao dia lavitra avy any Sheba.*+
17 Koa nalaiko teny an-tanan’i Jehovah ilay kaopy dia nampisotroiko ny firenena rehetra nanirahan’i Jehovah ahy:+