-
Isaia 6:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Ary hoy aho: “Mandra-pahoviana, Jehovah ô?” Dia hoy izy:
“Mandra-paharavan’ny tanàna, ka tsy hisy mponina intsony ao,
Sady tsy hisy olona intsony ao amin’ireo trano,
Ary ho simba sy tsy hisy mponina ilay tany,+
-
Ezekiela 6:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Ary hanatsotra ny tanako aho mba hamely azy ireo, ka hataoko tsy misy mponina ilay tany. Ho lasa tsy misy mponina koa ny toerana rehetra ipetrahany, mihoatra noho ilay tany efitra any akaikin’i Dibla. Dia tsy maintsy ho fantany fa izaho no Jehovah.’”
-
-
-