Maribolana
Inona no mampiavaka an’ity boky ity?
MISY ANDININ-TENY
manasongadina ny hevi-dehibe
SOSO-KEVITRA
ahitana torohevitra hanampy anao handresy zava-tsarotra
FANTATRAO VE...?
ahafantarana zava-misy mampieritreritra
ZAVATRA ERITRERETIKO HATAO!
azonao anoratana ny zavatra eritreretinao hatao, mba hampiharana izay novakinao
AHOANA NY HEVITRAO?
misy fanontaniana hanampy anao hisaintsaina izay novakinao
Tsy izay ihany anefa...
NY DIARIKO
misy pejy azonao anoratana ny hevitrao any amin’ny faran’ny fizarana tsirairay
OLONA MODELY
miresaka mpanompon’Andriamanitra vitsivitsy azo tahafina