Misy mihaino ihany ve ny vavaka ataonao?
“Ry Mpihaino vavaka ô, ianao no hohatonin’ny karazan’olona rehetra.”—Salamo 65:2.
Lazain’ny Baiboly amintsika hoe:
Ahoana no atao rehefa mivavaka.—Matio 6:7-13.
Mamaly ny vavaka vokatry ny fo Andriamanitra.—Matio 7:7, 8.
Midira ao amin’ny jw.org raha hikaroka fanazavana hafa.
© 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania