Mahavaha ny olana mahazo antsika ve ny Fanjakan’Andriamanitra?
“Tsy hisy intsony ny ratsy fanahy ... Fa ny mpandefitra kosa no handova ny tany.”—Salamo 37:10, 11.
Milaza ny Baiboly hoe:
Fitondram-panjakana tena misy ny Fanjakan’Andriamanitra ary any an-danitra no misy azy.—Daniela 2:44; 7:14.
Hanome an’izay rehetra ilaintsika ny Fanjakan’Andriamanitra.—Isaia 65:21-23.
Midira ao amin’ny jw.org raha hikaroka fanazavana hafa.
© 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania